1Tt / 1Tan 1.42 |
The sons of Ezer; Bilhan, and Zavan, and Jakan. The sons of Dishan; Uz, and Aran. |
Ary ny zanakalahin i Ezera dia Bilana sy Zavana ary Jakana. Ny zanakalahin' i Disana dia Oza sy Arana. |
Zanak' i Esera: Balaàna, Zavàna ary Jakàna. Zanak' i Disàna: Hosa sy Aràna. |
Fils d'Éçer : Bilhân, Zaavân, Yaaqân. Fils de Dishân : Uç et Arân. |
1Tt / 1Tan 5.13 |
And their brethren of the house of their fathers were, Michael, and Meshullam, and Sheba, and Jorai, and Jachan, and Zia, and Heber, seven. |
Ary ny rahalahiny araka ny fianakaviany avy dia Mikaela sy Mesolama sy Seba sy Joray sy Jakana sy Zia ary Ebera; fito izy. |
Ny rahalahin' ireo araka ny fokom-pianakaviany avy dia Mikaela, Mosolama, Sebe, Joraì, Jakàna, Zie ary Hebera, fito izy. |
Leurs frères, par familles : Mikaèl, Meshullam, Sheba, Yoraï, Yakân, Zia, Éber : sept. |