|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : izay be no basy | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Izay be no basy, ny vitsy lanin' ny vitsika. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Tailalaon-teny enti-milaza fa ny fitambaran' ny maro no handresena ary tsy maharesy ny tena koa. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|