|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  akaina
Fototeny  2 akà
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Odiana tsy fantatra, lalaovina, hanihanina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be deluded, deceived, imposed upon [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu’on feint d’ignorer, avec qui on feint [1.3#12]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11 akavina

Teny iditra (2/2)12  akaina
Sokajin-teny  13  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  14 same as akaito [1.2]

Fivaditsoratra  akaina, 15 anakia, 16 ianaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12