|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 be loha |
| Singan-teny | 2 be, 3 loha |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza olona izay ngeza, makadiry ny lohany
6 Andeha itsy izy, izany be lohako izany: teny entina mandokadoka sy manambitamby zazalahy kely [1.1] |
| Teny iditra (2/4) | 7 beloha |
| Singan-teny | 8 be, 9 loha |
| Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 [loha, head.] Used of a compact body of men, as a battalion of soldiers or a band of robbers
[1.2] |
| Teny iditra (3/4) | 12 beloha |
| Singan-teny | 13 be, 14 loha |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 karazan' ahitra
[1.10#B.123] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 the name of an herb. Cyperus elegans, Vahl.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 (de be : grosse et loha : tête) Cyperus confusus Cherm. (Cyperaceae).
[Merina]
[1.196] 19 (de be : grosse et loha : tête) Cabucala plectaneiifolia Pichon (Apocynaceae). Petit arbre à écorces très amères. [Betsileo, Tanala] [1.196] |
| Voambolana | 20 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/4) | 23 Beloha |
| Singan-teny | 24 be, 25 loha |
| Sokajin-teny | 26 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 tanàna ao amin' ny fizarantanin' i Tsihombe, ao amin' ny
28 Antandroy an-tendrony atsimo. [1.10#B.123] |
| Voambolana | 29 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | be loha, Beloha, beloha, 30 habole, 31 halobe, 32 holabe, 33 lohabe |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|