| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/3) | 1 betela | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
3 a kind of dhow. [Swa. batela.] [1.2] | 
| Voambolana | 4 Fifamoivoizan-tsambo | 
| Teny iditra (2/3) | 5 betela | 
| Sokajin-teny | 6 anarana | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
7 Nom malgachisé du « betel », Piper cubeba L.f. (Piperaceae), utilisé comme masticatoire dans toute l'Asie des moussons et introduit anciennement par les commerçants indiens et « arabes » qui se livraient à la traite et au trafic des esclaves sur la côte Nord-Ouest. [Tankarana]
 [1.196] | 
| Voambolana | 8 Haizavamaniry | 
| Anarana ara-tsiansa | 
  | 
| Teny iditra (3/3) | 9 Betela | 
| Sokajin-teny | 10 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
11 Bethel [2.996] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
12 Béthel [2.996] | 
| Ohatra | 
13 Maty tao akaikin'i betela izy, ka nalevina tambanin' ny hazo óka anankiray.
[1.38] 
 14 Fa nisy mpaminany antitra anankiray tao betela; [2.996]  | 
| Voambolana | 15 Soratra Masina | 
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 16Toko sy andininy momba Betela | 
| Fivaditsoratra | 17 betela, Betela | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |