|
|
|
|

Teny iditra1  Betsimisaraka
Singan-teny  2 be, 3 tsy, 4 misaraka
Sokajin-teny  5  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  6 Foko lehibe, monina amin' ny tandavan-demaka mahatratra 50-60 km ny sakany manaraka ny morontsiraka atsinanana hatrany amin' ny reniranon' i Bemarivo, avaratra, ka hatrany amin' ny onin' i Mananjary, atsimo (800 km eo ho eo).
7 Mizara roa ny Betsimisaraka:
8 ny tavaratra (Maroantsetra, Fenerivo, Soanierana-Ivongo);
9 ny tatsimo : (Toamasina, Vatomandry, Mahanoro, Andevoranto) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 The name of the tribe inhabiting part of the east coast, north and south of Tamatave. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 nom d'une population de la côte est de Madagascar (ville principale: Tamatave) [1.5]
Ohatra  12  Manao ahoana ny fandraisan' ny betsimisaraka azy? [2.270]
13  Nataon-dRamaromanompo renivohitr' i betsimisaraka Fenoarivo. [2.113]
14  Finaritra ianareo ? hoy ilay Betsimisara-dahy nony tafapetraka ny vahiny [2.529]
Haiendriteny 
15  Tsotra :
Voambolana  16  Tantara: firenena
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  18  Soratra misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  19  Tenim-pirenenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17