|
|
|
|

Teny iditra1  bolantany
Singan-teny  2 bola, 3 tany
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [bolan-tany] 5 anarana omena itỳ tany onenantsika itỳ amin' ny maha-planeta azy, iray amin' ireo sivy mihodidina ny masoandro; miendrika bola somary fisaka eo amin' ny tendrony roa ny bikany, ka mirefy 6.378.388 m, ny tanany mankany amin' ny ekoatera, ary 6.366.912 m. ny mankany amin' ny tendron-tany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 sphère terrestre, globe terrestre [1.13]
Voambolana  7  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  8 fangi-bolantany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09