|
|
|
|

Teny iditra1  Calantica    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Calantica biseriata  4 hazofoty
Calantica cerasifolia  5 hazoambo, 6 hazoambovavy, 7 hazombato, 8 silambinanto
Calantica grandiflora  9 hazoambo, 10 tandrifany
Calantica sp.  11 andriamanamora

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/08