|
|
|
|

Teny iditra1  Cinnamomum    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Cinnamomum camphora  4 kamifaoro, 5 ravintsara, 6 ravitsara
Cinnamomum zeylanicum  7 andrembavinaveotra, 8 hazokanelina, 9 hazomanitra, 10 kanelina, 11 ravintsara

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/04