|
|
|
|

Teny iditra1  Cissampelos    
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  Ny anaran' ny Voriravina dia cissampelos Pareira, Linn. [1.357#]
Voambolana  4  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Cissampelos madagascariensis  5 vahimavany
Cissampelos pareira  6 bohivory, 7 boriravina, 8 hamafana, 9 kililovavy, 10 orovy, 11 pamafana, 12 vahemboatavo, 13 vahenosy, 14 vahifotsy, 15 vahilenta, 16 vahivoraka, 17 vahivoriravina, 18 vahivory, 19 voaravina, 20 voaravinaviavy, 21 vohiravina, 22 voriravina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/04