|
|
|
|

Teny iditra1  Colocasia    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Colocasia antiquorum  4 anantsaonjo
Colocasia esculenta  5 barara, 6 horirika, 7 hoririny, 8 kiboan-tsaonjo, 9 sahomamy, 10 sahomavo, 11 sahombia, 12 sahonga, 13 sahongoaka, 14 sahono, 15 saoña, 16 saonasaona, 17 saonjo, 18 saonjofotsy, 19 saonjohary, 20 saonjohoririka, 21 saonjokira, 22 saonjomamy, 23 saonjomanga, 24 saonjondramandady, 25 saonjondrano, 26 saonjoramandady, 27 saonjorano, 28 saonjorika, 29 sohono, 30 sonjo, 31 taho, 32 taro, 33 tazo
Colocasia indica  34 sahombia, 35 saonjobia
Colocasia sp.  36 horirika

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28