|
|
|
|

Teny iditra1  ejipsianina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Ejipta: Anisan' ny firenenana malaza hatramin' ny fahagolan-tany ny Ejipsianina
4 Momba an' i Ejipta na an' i Ejipta na avy any Ejipta: Resin' ny tafika israelianina tao anatin' ny henemana monja ny tafika ejipsianina tamin' ny ady voalohany nifanaovan' ny roa tonta [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 egyptian [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 égyptien, égyptienne [3.1]
Voambolana  7  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  8  ejipta, 9  ejipta

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02