| Entry | 1 fadimbolana |
| Elementary words | 2 fady, 3 volana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 Fahataitairan' ny bibivavy mitady lahy Teny enti-milaza ny andro ahatongavan' ny fotoanan' ny vehivavy, izay atao koa hoe ny isam-bolana [1.1] 6 [fadim-bolana] fahatongavan'ny fotoan'ny vehivavy miverina isam-bolana raha tsy bevohoka izy [1.13] |
| Explanations in French |
7 règles, menstruations, menstrues [1.13] |
| Vocabulary | 8 Biology |
| Updated on 2025/09/12 |
|