|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fahazato |
| Fototeny | 2 zato |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
[fahazatony]
4 a hundredth
[1.2#797] 5 a hundredth part, percent [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[fahazatony]
6 la centième partie
[1.3#869] [fahazato] 7 le centième [1.3#869] 8 le centième, pourcent [1.8] |
| Ohatra |
9 Ny taona 1918 dia fankalazana ny fahazato taonan' ny nidiran' ny Filazantsara teto Madagasikara.
[2.356#]
10 fa mbola maty tanora ihany ny maty amin' ny fahazato taonany, ary efa zato taona ny mpanota vao ho tratry ny ozona. [2.996#] |
| Voambolana | 11 Matematika: rafitrisa |
| Mpanahaka | 12 ampahazato |
| Teny iditra (2/2) | 13 fahazato |
| Fototeny | 14 zato |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 one hundred fathoms long
[1.2#797] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 cent brasses
[1.3#869] |
| Voambolana | 18 Toerana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|