|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fanefitra
Fototeny  2 efitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [fañefitra] 4 fefy [Tambahoaka] [1.78]
5 Zavatra entina misakana zavatra roa tsy hipoka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Ce qu'on cloisonne, où l'on met des séparations, des compartiments, manière de cloisonner [1.3]
Kamban-teny rehetra  7 akora-panefitra
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)9  fanefitra
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Fanafody miaro amin' ny aretina, amin' ny fahavoazana: Maty mazava tsara tsy nisy fanefitra ilay baolina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 A fleshy plant used with orange or lemon leaves in vapour baths given for small-pox. It is also used as a charm against the same disease, a piece of it being hung round the neck. [1.2]
13 A fleshy plant used by the Betsileo as a substitute for tea, which is said to be excellent. Same as parakitsitry [Betsileo] [1.2]
14 a preventive medicine or vaccine [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 médicament préventif; vaccin [1.8]
16 (de efitra : cloison, séparation ; tout ce qui isole) Nom général des procédés prophylactiques mis en oeuvre contre les maladies contagieuses, autrefois surtout contre la variole ; talisman contre l'extension d'un mal. [Merina] [1.196]
Ohatra  17  Amin'izao fotoana izao, tsy misy ny vakisiny fanefitra amin' ny tazo. [2.442]
Voambolana  18  Fahasalamana 19  Haizavamaniry
Tovy hevitra  20 parakitsitry

Teny iditra (3/3)21  fanefitra
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23 Nom plus spécialement donné à la plante utilisée en prophylaxie : Inula speciosa (DC.) O. Hoffm. (Asteraceae).
24 Fraîche ou sèche, cette plante sert à préparer des fumigations avec lesquelles on désinfecte les diverses parties de l'habitation.
25 On l'associe souvent à d'autres espèces aromatiques, notamment les feuilles de divers citrus (Rutaceae).
26 On en fait aussi des bains de vapeur et des bains médicamenteux dans lesquels on se plonge régulièrement pour se protéger de la contagion. [Merina] [1.196]
Voambolana  27  Fahasalamana 28  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17