| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 fofon' aina | 
| Singan-teny | 2fofona, 3aina | 
| Sokajin-teny | 4 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 rivotra mivoaka amin' ny oron' ny olona na biby, avy manadio ny ra ao amin' ny havokavony ka matetika fanamarinana fa mbola velona misy aina ilay izy [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
6 [fofon-aina]
 The breath; lit. the breath of life. [1.2] | 
| Ohatra | 
7 ka raha sofiny hianao mba tandrony aho raha mikopaka hianao mba mihodina aho raha manao fofonaina mifanerana hianao [2.131]  | 
| Voambolana | 8 Haiaina | 
| Fivaditsoratra | 9 fofoanina, 10 fofon' aina | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 | 
 |