Entry (1/2) | 1 gony |
Part of speech | 2 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Kitapo vita amin' ny rongonibe ampiasain' ny mpivarotra hasiana vary, sira, siramamy |
Explanations in English |
5 [1.7] a gunny sack, gunny sacking cloth |
Explanations in French |
6 [1.8] sac en jute, étoffe en jute |
Examples |
7 [2.472#] Nampiasaina natao fitafiana ny jiafotsy, ny gony, ny tsihy. |
Entry (2/2) | 8 gony |
Part of speech | 9 imperative of passive verb gonina [Full list] |
Root | 10 gona |
Anagrams | 11 goni, gony, ingo, ongi, ongy |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |