|
|
|
|

Teny iditra1  Ikakibe
Singan-teny  2 Ikaky, 3 be
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  5 grand-père [1.3]
Ohatra  6  Hanao inona àry ikakibe? [2.442]
7  Nony efa tapitra dia mihohoka amin' ny tany izy ka manao hoe: "Mihainoa, ry ikakibe any ambanin' ny tany; [2.69]
Voambolana  8  Teny fanajana 9  Fifandraisana: fianakaviana
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02