Entry | 1 Ikaky |
Part of speech | 2 name (anthroponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Idada: Maty aho, ry Ikaky sy Ineny Teny iantsoana na ilazana ireo lehilahy efa zokiolona mba ho fanajana azy: Menatra anao aho, ry Ikaky, fa aza dia dokadokafanao ~ Dia nandeha Ikaky Rabe ka tonga teny an-tampon' ny tendrombohitra [1.1] |
Explanations in English |
4 a familiar word used in addressing or speaking of old men, my father. [Mal. Ibu kaka, grandparent.] [1.2] 5 father (a respectful term) cf. dada, ray [1.7] |
Explanations in French |
6 mon père, notre père ; terme honorifique employé en s’adressant aux anciens ou en parlant des anciens personnages marquants [1.3] 7 père (terme respectueux); cf dada, ray [1.8] |
Examples |
8 Ho tanteraka tokoa ity ny tsodranon' ikaky.
[2.528]
9 Handrava ny hevitra efa tapak' ikaky sy Ineny! [2.285] 10 ilay zavatray iny r' ikaky, nalain' ny mpanjaka. [2.606] |
All compound words | 11 4 combinations of this word |
Vocabulary | 12 Forms of Address 13 Relationships: family |
Synonyms | 14 aba, ada, baba, dada, ray |
Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
Anagrams | 16 akiky, 17 Ikaky, 18 kaiky, 19 kiaky |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |