|
|
|
|

Teny iditra1  Ikala
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny entina milaza zazavavy ka: 1) tononina mialoha ny anarany: Tsy hita ny nalehan' Ikala Soa, nefa tadiavin-dreniny izy; 2) atao eo alohana mpamaritra anarana mamingavinga ka entina maneso na manompa: Ikala adala, Ikala tsy mahita ny viliany iny! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a girl, a wench, a woman. It is also used for the female of animals, especially of fowls. [1.2]
5 a common name for women and girls, usually
6 disrespectful, often used to form expressions of abuse [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 nom propre de femme; familier, souvent péjoratif; sert à former des sobriquets péjoratifs [1.8]
Ohatra  8  ikala Soa zandriko nanambady zanak' olona mpiavy. [2.445#]
9  nefa tsy hitan-dRafara sy ikala izay nidirany tao. [2.69#]
Voambolana  10  Teny fanajana
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 8 amin' io teny io

Fivaditsoratra  12 alika, Ikala, 13 ilaka, 14 kalay, Kalay, 15 laika, 16 liaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27