|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  jakana
Fototeny  2 jaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny olona omena jaka:
5 Efa mba nojakanareo ve ry Dadatoa Rabe ? [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  Jakàna
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  12 Jakan [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  13 Yaaqân [2.996]
Voambolana  14  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  15 Toko sy andininy momba Jakàna

Fivaditsoratra  16 akanja, 17 anjaka, Jakàna, jakana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27