|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Karemy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fepotoana efapolo andro manomboka ny Alarobian' ny lavenona ka miafara amin' ny asabotsy masina, ifadian' ny kristianina katolika hanina sy hena isan-jomà ho fanaovana asa fivalozana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 Lent
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Carême
[1.3] |
| Voambolana | 6 Fivavahana |
| Fivaditsoratra | Karemy, 7 marike, 8 meraky, 9 merika, 10 mikera, 11 mireka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|