|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 leona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 laona
[Bezanozano]
[1.78] [leoña] 4 laona [Sihanaka] [1.78] [leoña] 5 laona, fitotoan-javatra: Mavesa-mody, mavesa-mandeha diakoa ny mpamanga leoña (mitondra entana atakalo vary ka tsy miala entana toy ny mpivarotra laona) [Tanala] [1.78] |
| Tovy hevitra | 6 liona |
| Fivaditsoratra | 7 aleno, 8 Elona, leona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|