|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  M  ~  m    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3 Tarehintsoratra faharoa ambin'ny folo ary renisoratra fahasivy amin'ny
4 abidy malagasy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Douzième lettre et neuvième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Mpanahaka  6  abidy
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny abidia
Lahatsoratra  8 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Teny iditra (2/3)9  m~
Sokajin-teny  10  tovona [Fitanisana]

Teny iditra (3/3)11  M  ~  m    
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13 marika romana izay milaza ny isa 1.000 [3.1]
Voambolana  14  Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  15  Ny isa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20