|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 MaMaBay
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Masoala National Park, Makira Forest, Antongil Bay
[3.1] 4 valan-javaboahary Masoala, Makira ary ny helodranon’i Antogil na MaMaBay ... 5 Velaran-tany 1 200 000 ha ny faritra misy ny MaMaBay, ahitana ala 900 000 ha sy morontsiraka 300 000 ha. Any amin’io faritra io, dia ny 10 % sisa tavela amin’ny ala eto Madagasikara sy ireo karazan-gidro 22 tsy hita afa-tsy eto Madagasikara ihany, anisan’izany ny sifaka, izay atahorana ho lany tamingana. [5.mg.http://inovaovao.com/spip.php?article8727] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 Madagascar’s MaMaBay Land/Seascape. Comprising
7 Masoala National Park, Makira Forest, and Antongil 8 Bay, MaMaBay is Madagascar’s last great wilderness 9 and the epicenter of the island’s unique biodiversity [5.en.http://www.wcs.org/] |
| Voambolana | 10 Fizahatany: toerana mahaliana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|