|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahavelona
Fototeny  2 velona
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 ilain'ny aina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 nutritif [1.13]
6 qui peut ranimer, ramener à la vie, est le nom donné aux préparations auxquelles on attribue de grands pouvoirs revivifiants.
7 Par exemple, une préparation faite à partir des grands aloes du Sud.
8 Voir vahombe [1.196]
Ohatra  9  Mitsiry aho dia efa sakafo mahavelona. [2.117#108]
10  Fahasoavana roa ambin'ny folo mahavelona koa! [1.262#]
11  Miady varotra izy fa tsy mahavelona anaka izany. [2.606#118]
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)13  Mahavelona
Singan-teny  14 maha~, 15 velona
Sokajin-teny  16  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  17  Tao mahavelona ihany no renivohiny. [2.508#257]
Voambolana  18  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  19 Mahalevona, Mahavelona, mahavelona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27