|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 maria |
| Fototeny | 2 ria |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ilazana ny toetran' ny rano mandeha mikoriana fa tsy mihandrona na monina: Entin' ny rano maria ny lakana ka mandeha tsy voizina akory
[1.1] 5 mahery sy lalina tsy azo itana [2.285#217] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to flow swiftly; swifty-flowing
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 couler rapidement
[1.8] |
| Ohatra |
8 voahirana an-drano maria!
[2.5]
9 ireny dia tsy an-kasoavana tsy an-karatsiana tsy an ony tsy an-drano maria [2.131] 10 Tsy mifidy hasiana, mazàna mamono, Ary tsy azo tohaina fa rano maria! [1.240#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 16 maria |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 nom d'une espèce d'oiseau.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 19 Haibiby: vorona |
| Tsipelina hafa | 20 mariha |
| Teny iditra (3/4) | 21 Maria |
| Fototeny | 22 ria |
| Singan-teny | 23 ria |
| Sokajin-teny | 24 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 25 Haitoetany: tanàna |
| Teny iditra (4/4) | 26 Maria |
| Sokajin-teny | 27 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
28 1. Miriam, the sister of Aaron
29 2. Mary, mother of Jesus 30 3. Maria, wife of Cleophas 31 4. Mary, sister of Lazarus 32 5. Maria Magdalene 33 6. Maria, mother of Mark 34 7. Maria, an early Christian from Rome [2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
35 1. Miryam, soeur d'Aaron
36 2. Marie, mère de Jésus 37 3. Marie, épouse de Clopas 38 4. Marie, soeur de Lazare 39 5. Marie Magdalène 40 6. Maria, mère de Marc 41 7. Marie, chrétienne de Rome [2.996] |
| Voambolana | 42 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 43 Toko sy andininy momba Maria |
| Lahatsoratra | 44 Randzavola: Maria ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 45 aramy, 46 Arima, 47 maray, maria, Maria, 48 miara, 49 Ramia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|