|
|
|
|

Teny iditra1  miferinaina
Singan-teny  2 mifery, 3 aina
Sokajin-teny  4  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  5 Mijaly ampanahy izaitsizy, mijaly mafy, mitoloko na mitaraindraina noho ny fijaliana mafy mihatra amin' ny tena (fiteny koa ny hoe: miferitraina): Miferinaina Ramatoa io isaky ny miditra ao an-trano ny vadiny mamo lava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [miferin-aina] 6 to sigh, to groan, to grieve
7 utterly unable to be happy or comfortable. [1.2#180]
8 to be in great suffering [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 être dans la souffrance; souffrir [1.8]
Ohatra  10  tsy miferin-aina aho fa serena
nahoana hianao no lalin'endrika?
[2.131]
Voambolana  11  Ontam-po
Tsipelina hafa  12 miferin' aina, miferin-aina, miferitr' aina
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17