|
|
|
|

Teny iditra1 mpamerin-drà
Singan-teny  2mpamerina, 3ra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 [mpamerindra] Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena) [1.1]
Voambolana  6 Haiaina
Mpanahaka  7 mpanelira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02