|
|
|
|

Entry (1/2)1  mpanazava
Part of speech  2  noun
Root  3  zava
Explanations in French  4  [1.3#870] celui qui éclaire
Examples  5  [2.245#] Masoandro sy volana mpanazava izay maizina.
6  [2.587#] Kanefa misaotra an' Andriamanitra izahay fa tsy maty masoandro mpanazava, tsy resy andrianombana, tsy folak' andry niankinana, ary tsy toro vato fandiavana.
All compound words 

Entry (2/2)8  Mpanazava
Part of speech  9  name (organization)
Explanations in French  10  [3.1] Éclaireuses et Éclaireurs Unionistes
All compound words 
Vocabulary  12  Organizations

Anagrams  13 Mpanazava, mpanazava

Updated on 2025/09/13