|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 oza |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanasana (ny tarehy, ny tanana, ny tongotra)
4 Ny loto manaraka ny rano avy nanasana zavajavatra, toy ny tanana, tarehy, lovia: 5 Ozan-dovia [1.1] |
| Ohatra |
6 Ny sasany milaza fa tao anatin' i Mesopotamia ihany oza;
[1.38]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 28 Oza |
| Sokajin-teny | 29 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
30 Uz
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 Uç
[2.996] |
| Voambolana | 32 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 33 osa, osa, osa |
| Lahatsoratra | 34 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Oza |
| Teny iditra (3/3) | 35 Oza |
| Sokajin-teny | 36 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
37 Uzza
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
38 Uzza
[2.996] |
| Voambolana | 39 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 40 Toko sy andininy momba Oza |
| Fivaditsoratra | 41 azo, oza, Oza, 42 zao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|