|
|
|
|

Teny iditra1  peta-drindrina
Singan-teny  2 petaka, 3 rindrina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 (taloha) nilazana ny saridiseza amin' ny trano [1.1]
[petadrindrina] 6 (ankehitriny) taratasy apetaka amin' ny rindrina misy filazana ho an' ny be sy ny maro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 A wainscot. See saridiseza [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 affichage [1.13]
Ohatra  9  Eny amin' ny arabe, na aiza na aiza, misy petadrindrina maneso ireo relijiozy lahy sy vavy. [1.369#]
10  Ny volana febroary dia efa nasiana petadrindrina lehibe tamin' ny toerana nanavanana teo an-tanàna. [2.356#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12