| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 rantsan-tongotra | 
| Singan-teny | 2rantsana, 3tongotra | 
| Sokajin-teny | 4 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 [rantsantongotra]
 Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tongotra dimy, mifamaly amin' ny rantsantanana Ireo rantsana folo amin' ny tongotra [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
6 the toes [1.2, 1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
7 orteil [1.4.fr#575] 8 les doigts du pied [1.8]  | 
| Voambolana | 9 Haiaina | 
| Mpanahaka | 10 rantsantanana | 
| Manontolo | 
  | 
| Anaran' akora mamorom-batana | 
  | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |