|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 rota |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 antitra
[Tambahoaka]
[1.78] 4 rovitra [Taisaka] [1.78] 5 antitra, tonta, tsy vao intsony: Ny haga rota ñy mihelakelake ( ny satroka penjy rovitra no mihofahofa ) [Tanala] [1.78] 6 Rovitra, simba. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 8 bango rota |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 10 rota |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 (rota adjectif : gâté, piqué par les vers ; allusion probable à la mauvaise conservation du bois). Tambourissa rota Baker (Monimiaceae). Petit arbre devenu assez rare. Sa décoction était utilisée contre les maux de gorge.
[Merina]
[1.196] |
| Voambolana | 13 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 15 Rota |
| Sokajin-teny | 16 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Randzavola: Rota amin' ny Baiboly
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 Ruth: one of the books of the Bible
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 Ruth: un des livres de la Bible
[2.996] |
| Voambolana | 20 Soratra Masina |
| Fivaditsoratra | 21 otra, Rota, rota, 22 Rtoa, 23 taro, 24 tora |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|