|
|
|
|

Teny iditra1  rova
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fonenan'ny mpanjaka [Taisaka] [1.78]
4 Tsatokazo vaventy marani-doha namefy ny lapan' Andriana taloha
5 Lapa na fonenan' ny mpanjaka: Niditra tao an-drova ny vahoaka nanatitra ny hasin' ny mpanjaka nony tonga ny fandroana [1.1]
[rôva] 6 fefy, bako [Bezanozano] [1.78]
7 tranom-borona (akoho, gisa) [Sihanaka] [1.78]
8 trano fitsarana [Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  9 a palisade; a fortified place [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 palissade, fortin, château-fort, palais [1.8]
11 (toute l'île). Palissade de bois spécialement traitée et taillée en pointe au sommet entourant la résidence d'un roi ou des hauts personnages du royaume. Plus spécialement aujourd'hui : le Palais de la Reine à Tananarive, monument historique. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  28  Haitoetany: monuments
Kamban-teny rehetra  29  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  30  Ohabolana misy io teny io
Sary 

Fivaditsoratra  31 ravo, rova, 32 varo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17