|
|
|
|

Teny iditra1  safononoka
Singan-teny  2 safotra, 3 nonoka
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Feno hatramin' ny morony: Safononoka ny renirano noho ilay oran-kateloana tsy niato iny
6 Feno, diboka: Safononoka ny fon' ny Malagasy nahazo ny fahaleovantena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [safo-nonoka] 7 brimful (of a river in spate) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [safo-nonoka] 8 plein jusqu'au bord rivière dont le lit est plein [1.3]
[safo-nonoka] 9 plein jusqu'au bord [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12