|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  salamo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 a psalm [1.2#543]
Fanazavàna teny frantsay  4 psaume [1.3#565]
Haiendriteny 
5  Tsotra :
6  Tovonana :

Teny iditra (2/2)7  Salamo
Sokajin-teny  8  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  9 Ny anaran' ity boky ity amin' ny fiteny hebreo dia Tehillim, izany hoe
10 "fihirana", na Sepher Tehillim, izany how "Bokin' ny Fihirana".
11 Ny hevitra mifono ao anaty io teny hebreo io dia "fiderana" ;
12 ary nofidina ho anaran' ny boky izany, satria ny ankabeazan' ny teny ao anatiny dia
13 "fiderana an' Andriamanitra". [1.38#863]
14 anaran' ny boky iray ao amin' ny baiboly,
15 izay mirakitra tononkira samihafa fiderana
16 an' Andriamanitra, miisa dimampolo amby zato [1.1#855]
Fanazavàna teny anglisy  17 Psalms: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  18 Psaumes: un des livres de la Bible [2.996]
Voambolana  19  Soratra Masina
Lahatsoratra  20 Randzavola: Bokin' ny Salamo ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  21 malaso, Salamo, salamo, 22 Saloma, 23 somala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27