|
|
|
|

Teny iditra1 Saldinia    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Saldinia mandracensis  4tsialahatra, 5voamasondrenikely
Saldinia myrtilloides  6hirendry, 7voamasonala
Saldinia oblongifolia  8voakiringy, 9voanananala
Saldinia obovatifolia  10fanavifotsy, 11lengotrazo
Saldinia proboscidea  12fanavy, 13hazomboreta, 14lengohazo, 15madiorano, 16sanda, 17tsilaitra, 18tsitiagorery, 19voamandrenikely
Saldinia pycnophylla  20voanananala
Saldinia subacuminata  21malandivony, 22tsialahatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28