|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 sama |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Misokatra be, samaka, ary tsy fiteny afa-tsy amin' ny vava tokana ihany: Sama vava
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 qui a une large bouche
[1.3#567] 5 qui a la bouche grande ouverte [1.196] |
| Kamban-teny rehetra | 6 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 7 sama |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Karazam-borona sahala amin' ny vano (Phoenicopterus antiquarum)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 the flamingo
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 flammant (Phoenicopterus antiquarum)
[1.3#567] 12 le flamant [1.8] |
| Ohatra |
13 ary ny ibisa sy ny sama ary ny voltora madinika
[2.996]
|
| Voambolana | 14 Haibiby: vorona |
| Kamban-teny rehetra | 15 volon-tsama |
| Lahatsoratra | 16 Randzavola: sama ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (3/4) | 17 sama |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 Vitex sp. (Lamiaceae).
[Merina]
[1.196] |
| Voambolana | 20 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/4) | 22 Sama |
| Sokajin-teny | 23 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Sama
[2.996] |
| Fanazavàna teny anglisy |
25 Shammah
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 Shamma
[2.996] |
| Voambolana | 27 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 28 Toko sy andininy momba Sama |
| Fivaditsoratra | 29 masà, Masa, Sama, sama |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|