|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 Saoly |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 zanak' i Kisy benjamita izy, ary mpanjaka voalohany tamin' ny Israely.
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 Saul
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Saül
[2.996] |
| Voambolana | 6 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 7 saola, saola, saola |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 8 Toko sy andininy momba Saoly |
| Teny iditra (2/5) | 9 Saoly |
| Sokajin-teny | 10 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Paoly, avy any Tarsosy
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 Paul
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 Paul
[2.996] |
| Voambolana | 14 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 15 Toko sy andininy momba Saoly |
| Teny iditra (3/5) | 16 Saoly |
| Sokajin-teny | 17 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 mpanjakan' i Edoma
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 Saul
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 Shaül
[2.996] |
| Voambolana | 21 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 22 saola, saola, saola |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 23 Toko sy andininy momba Saoly |
| Teny iditra (4/5) | 24 Saoly |
| Sokajin-teny | 25 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
26 zanakalahin' i Simeona.
27 Ny foko izay mitondra ny anarany dia taranaky ny Israely sy ny Kananita. 28 Izany no ilazana an' i Saoly ho zanakalahin' ny vehivavy kananita ao amin' ny Gen. sy Eks. 29 Ary ao amin' ny Nom. kosa dia miseho ny anararapoko hoe Saolita [1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
30 Shaul
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 Shaül
[2.996] |
| Voambolana | 32 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 33 saola, saola, saola |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 34 Toko sy andininy momba Saoly |
| Teny iditra (5/5) | 35 Saoly |
| Sokajin-teny | 36 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
37 isan' ny razan' i Samoela.
[1.38] |
| Fanazavàna teny anglisy |
38 Saul
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
39 Shaûl
[2.996] |
| Voambolana | 40 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 41 saola, saola, saola |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 42 Toko sy andininy momba Saoly |
| Fivaditsoratra | 43 Alosy, 44 Isalo, 45 Loisa, Saoly, 46 Silao, 47 solay, 48 solia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|