|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  sira
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be sira ny laoka
4 Fanasina
5 Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be sira loatra ny lahatenin' ilay Rangahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 salt [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 sel [1.8]
8 Sel de cuisine ; notamment celui qu'on obtenait en lessivant des cendres de bois, puis en laissant cristalliser ; constitué surtout de carbonate de potassium. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  14  Toe-karena: hanina
Tovy hevitra  15 siramanta, siravato
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 23 amin' io teny io
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  18 Randzavola: sira ao amin' ny Baiboly (=> fanasina)

Teny iditra (2/5)19  sira
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21 Nom des plantes qu'on appréciait particulièrement pour obtenir ce sel.
22 Principalement : Embelia concinna Baker (Primulaceae).
23 D'après Rakoto Jean de la Croix, garde forestier, Réserves Naturelles 5842.
24 Cette liane était brûlée et ses cendres fournissaient, après lixiviation, un des sels les plus appréciés.
25 Voir aussi kisira.
26 Ce sel était aussi considéré comme médicament une cuillérée à soupe dans de l'eau de riz pour combattre la constipation. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  27  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/5)29  sira
Sokajin-teny  30  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  31 masina! [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (4/5)32  Sirà
Sokajin-teny  33  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  34 Shiza [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  35 Shiza [2.996]
Voambolana  36  Soratra Masina
Tovy hevitra  37 siza
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  38 Toko sy andininy momba Sirà

Teny iditra (5/5)39  Sira
Sokajin-teny  40  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  41 Sirah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  42 Sira [2.996]
Voambolana  43  Soratra Masina
Tovy hevitra  44 siraha
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  45 Toko sy andininy momba Sira

Fivaditsoratra  46 rasy, 47 Risa, risa, 48 sary, Sira, sira, Sirà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27