|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  sora-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe soratra
Ohatra  3  Tsy ampy iray volana akory aho dia nahavaky teny sy nahay sora-kaliana. [2.643#84]
4  mpianatra mahadika ho sora-tanana mazava, hay vakina ary tsy misy diso. [2.117#4]

Teny iditra (2/4)5  sora
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Vavaka saotra noho ny fahasitranana tamin' ny aretina mafy nahazo ny tena [Taisaka] [1.1]

Teny iditra (3/4)8  sora
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Biby toy ny sokina, saingy kelikely kokoa ary misoratra vony mitsoriadriaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 streaked tenrec (Hemicentetes nigriceps, Hemicentetes semispinosus) [5.en.https://www.tenrec.org]
Fanazavàna teny frantsay  12 hémicentètes (Hemicentetes semispinosus) [4.22]
13 tenrec zébré [5.fr.https://www.tenrec.org]
Voambolana  14  Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  15 ambiko, tsora
Kamban-teny rehetra  16 Alasora
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/4)20  Sora
Sokajin-teny  21  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  22 Shur [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  23 Shur [2.996]
Voambolana  24  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  25 Toko sy andininy momba Sora

Fivaditsoratra  26 raso, 27 saro, Sora, sora

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27