|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 sosy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Sompatra, mitady izay hanimbana ny sasany:
4 Ravao iny koa sosy mahasosotra [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 6 sosy |
| Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 tezitra
[Sihanaka]
[1.78] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 11 Sosy |
| Sokajin-teny | 12 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 Susi
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 Susi
[2.996] |
| Voambolana | 15 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 16 Toko sy andininy momba Sosy |
| Fivaditsoratra | 17 siso, sosy, Sosy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|