|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tambahoaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 kinaoly, olona zeny
[Mahafaly]
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 Tambahoaka |
| Sokajin-teny | 5 anaram-poko |
| Fanazavàna teny malagasy |
[antambaHOaka]
[1.1] 6 Anaram-poko kely, lazain' ny lovantsofina ho taranaky ny Arabo ary mitoetra manaraka ny morontsiraka atsimo atsinanana anelanelan' i 7 Sakaleona sy Namorona. Renivohiny: Mananjary [Antambahoaka] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[antambaHOaka]
[1.11] 8 petite tribu qu'on dit être issue des Arabes et qui longe la côte est entre la 9 Sakaleona 10 et la 11 Namorona. 12 Ville principale: Mananjary. Leur nombre est très peu élevé: 22 304. [Antambahoaka] [antambaHOaka] [1.5] 13 population du sud-est de Madagascar, qui habite entre les rivières 14 Sakaleona 15 et 16 Namorona 17 (ville principale: Mananjary) [Antambahoaka] |
| Voambolana | 18 Tantara: firenena |
| Tsipelina hafa | 19 antambahoaka, antambahoaka |
| Tsanganana sy sary iray takila |
20 Tenim-pirenenana |
| Fivaditsoratra | 21 mahakotaba, 22 mahatobaka, tambahoaka, Tambahoaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|