|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tanan-dava
Singan-teny  2 tanana, 3 lava
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 zavatra ifanoloran' ny olona mitandahatra maromaro an-kamindrafindra [1.1]

Teny iditra (2/2)6  Tanandava
Singan-teny  7 tanana, 8 tana, 9 lava
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  11  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  Tanandava, tanan-dava, 12 tandavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27