|
|
|
|

Teny iditra1  taolampanavy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ireo taolana kilavalava roa somary mivolantsinana, mampitohy ny taolan-tratra amin' ny rangomaina [1.1]
[taolam-panavy] 4 taolana mampitohy ny taolan-tsandry amin'ny taolan'ivotratra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  [taolam-panavy] 5 the collar-bone. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [taolam-panavy] 6 clavicule [1.3, 1.5, 1.13]
Voambolana  7  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12