|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/7) | 1 tola |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fianjerana
[Taisaka]
[1.78] 4 mianjera, midaraboka [Tanala] [1.78] 5 Tofoka, tohina, leony: Tolan-kazandrano aho izany 6 Lefy, folaka sy mihamalemy: Ela nilibana ireny ka efa tola izao 7 Miraika, mirona, mitongilana 8 Enti-milaza ny vilany mianjera avy eo ambony toko [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 (pris adjectivement) Se dit des arbres dont le sommet penche ; arbres pleureurs.
[1.196] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Teny iditra (2/7) | 18 tola |
| Sokajin-teny | 19 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 mandry, mivaingana
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/7) | 21 tola |
| Sokajin-teny | 22 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 efa antitra, efa tonta
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 vieilli, suranné
[1.13] |
| Teny iditra (4/7) | 25 tola |
| Sokajin-teny | 26 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 Enti-milaza tandrok' omby mifanohitra fitsiry ka miolaka amin' ny an-daniny avy
[Betsileo]
[1.1] |
| Voambolana | 28 Toe-karena: fiompiana |
| Tsanganana sy sary iray takila |
29 Bikan' ny tandrok' omby |
| Teny iditra (5/7) | 30 tola |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
32 Omby manana trafo lava sy mirondrona
[Tsimihety]
[1.1] |
| Voambolana | 33 Toe-karena: fiompiana |
| Teny iditra (6/7) | 34 tola |
| Sokajin-teny | 35 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
36 valamparihy
[Tambahoaka]
[1.78] 37 valam-parihy [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
38 diguette
[1.13] |
| Teny iditra (7/7) | 39 Tola |
| Sokajin-teny | 40 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
41 Tola
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
42 Tola
[2.996] |
| Voambolana | 43 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 44 Toko sy andininy momba Tola |
| Fivaditsoratra | 45 Lota, tola, Tola |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|