|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tranobe |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[trañobe]
3 lapa
[Bezanozano]
[1.78] 4 tranon-drazana voatokana ho an'ny raharaham-pianakaviana rehetra toy ny famorana, fanambadiana, faha fatesana... [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 maison ancestrale où se déroulent tous les évènements familiaux
[1.13] |
| Voambolana | 6 Fifandraisana: fianakaviana |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | tranobe, 8 trebona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|