|
|
|
|

Teny iditra1  Tsimandoa
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  3 Iraka mpitondra ny taratasim-panjakana tany ivelany fahizay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [tsy mandoa] 4 Les courriers royaux s' appelaient : ceux qui ne payent pas.
5 Ils étaient défrayés de tout dans les villages où ils passaient. [2.415#311]
Ohatra  6  Ary tsimandoa tononina ankehitriny. [2.48]
7  Mafy ihany izany fanompoan' ny tsimandoa izany, hoy izy. [2.643#64]
8  tsimandoa no niantsoana ireny olona mpitondra hafatra ireny. [2.117#118]
Voambolana  9  Tantara
Tsipelina hafa  10 tsimandao
Lahatsoratra  11 Randzavola: tsimandoa ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  12 Tsimandao, Tsimandoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17