|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vatolampy
Singan-teny  2 vato, 3 lampy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 [vato, a stone] a smooth rock [1.2]
6 smooth rock, bedrock [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 roche de fond [1.8]
8 rocher [1.5, 1.13]
Ohatra  9  ary hianao angaha natao vatolampy
tsy ho laitry ny rano?
[2.131]
10  Tsy herin' ialahy tsinona izao, fa herin' ny vatolampy, ka dia mba mirehaka foana iroa. [2.293]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)12  Vatolampy
Singan-teny  13 vato, 14 lampy
Sokajin-teny  15  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  16  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  17 lampivato, 18 lampy vato, Vatolampy, vatolampy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27